| Description | [Malagasy]
FileRenamer Basic dia fitaovana iray hahafahana manova ny anaran'ny fichiers maromaro indray miaraka. Ilaina mihitsy izy ohatra rehefa manova anaran'ny fichiers sary maromaro avy amin'ny fakan-tsary. Toa izany koa, rehefa manana fichiers hira maromaro (mp3) ka tiana hovaina hifanaraka amin'ny Lohateny sy ny Artista ao anatin'ny "Id3 tag" ny anaran'ny fichiers.
[Français]
FileRenamer Basic, comme son nom en anglais l'indique, est un outil pour renommer un ou plusieurs fichiers en une seule fois. On l'utilise surtout pour renomer en "batch" les fichiers images venant d'un appareil numerique ou des fichiers mp3. |