| Description | [Malagasy]
Blogdesk dia anisan'ireo atao hoe "Blog Client", izany hoe fitaovana hahafahana mandefa lahatsoratra amin'ny blaogy. Moramora kokoa amin'izay ny fomba fiasa satria tsy voatery mampiasa "connexion" foana rehefa manoratra. Fa rehefa mandefa ny lahatsoratra vao ilaina ny internet.
Mbola hapetrakay eto amin'ny takelaka ireo torolalana vitsivitsy momba ny fampiasana itony "Blog clients" itony.
[Français]
Blogdesk est un Blog Client. C'est-à-dire, un outil qu'on peut utiliser pour envoyer des articles sur les blogs.
Prochainement, nous mettrons quelques tutoriels sur comment utiliser ces "Blog clients"
  |